plt_tn/gen/11/08.md

12 lines
463 B
Markdown

# avy teo
"avy teo amin'ilay tanàna"
# natao hoe Babela ny anaran'izany, satria tao no nanafangaron'i Yaveh
Ny anarana hoe: "Babela" dia mitovy fanonona amin'ny teny izay midika hoe "mifanjevo." Ireo mpandika teny dia mety te hanampy fanamarihana ambany pejy mahakasika izany.
# nanafangaro ny fiteny manerana ny tany
Midika izany fa nataon'i Yaveh izay tsy iresahan'ny olona maneran-tany amin'ny fiteny mitovy. DH: "nanafangaro ny fiteny manerana ny tany"