# avy teo "avy teo amin'ilay tanĂ na" # natao hoe Babela ny anaran'izany, satria tao no nanafangaron'i Yaveh Ny anarana hoe: "Babela" dia mitovy fanonona amin'ny teny izay midika hoe "mifanjevo." Ireo mpandika teny dia mety te hanampy fanamarihana ambany pejy mahakasika izany. # nanafangaro ny fiteny manerana ny tany Midika izany fa nataon'i Yaveh izay tsy iresahan'ny olona maneran-tany amin'ny fiteny mitovy. DH: "nanafangaro ny fiteny manerana ny tany"