plt_tn/gen/04/08.md

20 lines
706 B
Markdown

# Niresaka tamin'i Abela rahalahiny i Kaina
Misy fiteny sasany mila manampy ny fampafantarana tsy mazava fa Kaina niresaka tamin'ny rahalahiny mba handehana any an-tsaha.
# rahalahy
I Abela dia zandry lahin'i Kaina. Misy fiteny sasany mila mampiasa ny teny ho an'i "zandry lahy."
# nitsangana hanohitra
"hanafika"
# Aiza i Abela rahalahinao
Fantatr'Andriamanitra fa namono an'i Abela i Kaina, fa nametraka izany fanontaniana izany Izy mba hamalian'i Kaina.
# mpiandry ny rahalahiko ve aho?
Mampiasa izany fanontaniana fampisainana i Kaina mba hialana amin'ny filazana ny marina. Azo adika toy ny fanambarana izany. DH: "Tsy mpiandry ny rahalahiko aho!" na "Tsy asako ny mikarakara ny rahalahiko!"