# Niresaka tamin'i Abela rahalahiny i Kaina Misy fiteny sasany mila manampy ny fampafantarana tsy mazava fa Kaina niresaka tamin'ny rahalahiny mba handehana any an-tsaha. # rahalahy I Abela dia zandry lahin'i Kaina. Misy fiteny sasany mila mampiasa ny teny ho an'i "zandry lahy." # nitsangana hanohitra "hanafika" # Aiza i Abela rahalahinao Fantatr'Andriamanitra fa namono an'i Abela i Kaina, fa nametraka izany fanontaniana izany Izy mba hamalian'i Kaina. # mpiandry ny rahalahiko ve aho? Mampiasa izany fanontaniana fampisainana i Kaina mba hialana amin'ny filazana ny marina. Azo adika toy ny fanambarana izany. DH: "Tsy mpiandry ny rahalahiko aho!" na "Tsy asako ny mikarakara ny rahalahiko!"