plt_tn/ezr/08/08.md

28 lines
693 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny lisitr'ireo anaran-dehilahy.
# Amin'ny taranak'i Sefatia, dia Zebadia zanaka lahin'i Mikaela
Ity dia zavatra manaraka ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo taranak'i Sefatia dia i Zebadia zanaka lahin'i Mikaela" na "Zebadia zanaka lahin'i Mikaela no mpitarika ireo taranak'i Sefatia"
# Sefatia
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:3 io anaran-dehilahy io.
# Mikaela
Io dia anaran-dehilahy.
# ary niaraka taminy nisy valopolo lahy voatanisa
"ary niaraka tamin'i Zebadia nisy valopolo lahy voatanisa"
# Bebay
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.
# valopolo...valo amby roapolo
"80 ... 28"