plt_tn/ezr/08/08.md

693 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny lisitr'ireo anaran-dehilahy.

Amin'ny taranak'i Sefatia, dia Zebadia zanaka lahin'i Mikaela

Ity dia zavatra manaraka ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo taranak'i Sefatia dia i Zebadia zanaka lahin'i Mikaela" na "Zebadia zanaka lahin'i Mikaela no mpitarika ireo taranak'i Sefatia"

Sefatia

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:3 io anaran-dehilahy io.

Mikaela

Io dia anaran-dehilahy.

ary niaraka taminy nisy valopolo lahy voatanisa

"ary niaraka tamin'i Zebadia nisy valopolo lahy voatanisa"

Bebay

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.

valopolo...valo amby roapolo

"80 ... 28"