12 lines
477 B
Markdown
12 lines
477 B
Markdown
# Nomen'ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahany
|
|
|
|
"Nomen'ny mpanjaka an'i Ezra avokoa izay nangatahiny rehetra"
|
|
|
|
# nomban'ny tanan'i Yaveh izy
|
|
|
|
Ny hoe "tananan'i" Yaveh dia manambara ny fitahiana na ny fanampian'i Yaveh. DH: "tamin'i Ezra ny fitahian'i Yaveh" na "nitahy an'i Ezra i Yaveh"
|
|
|
|
# tamin'ny taona fahafito ambin'ny folo nanjakan'i Artaksersesy Mpanjaka
|
|
|
|
Io dia manondro ny taona fahafito nanjakany. DH: "tamin'ny taona fahafito izay naha-mpanjaka an'i Artaksersesy"
|