# Nomen'ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahany "Nomen'ny mpanjaka an'i Ezra avokoa izay nangatahiny rehetra" # nomban'ny tanan'i Yaveh izy Ny hoe "tananan'i" Yaveh dia manambara ny fitahiana na ny fanampian'i Yaveh. DH: "tamin'i Ezra ny fitahian'i Yaveh" na "nitahy an'i Ezra i Yaveh" # tamin'ny taona fahafito ambin'ny folo nanjakan'i Artaksersesy Mpanjaka Io dia manondro ny taona fahafito nanjakany. DH: "tamin'ny taona fahafito izay naha-mpanjaka an'i Artaksersesy"