plt_tn/ezr/06/19.md

8 lines
357 B
Markdown

# fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany
Io dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra ambin'ny folo dia akaikin'ny fiandohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.
# nanadio ny tenany
"nanao ny tenan'izy ireo ho madio". Ny hoe madio dia manambara hoe eken'Andriamanitra. DH: "nanao ny tenan'izy ireo ho eken'Andriamanitra"