plt_tn/ezr/06/19.md

357 B

fahefatra ambin'ny folon'ny volana voalohany

Io dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahefatra ambin'ny folo dia akaikin'ny fiandohan'ny Aprily amin'ny tetiandro Tandrefana.

nanadio ny tenany

"nanao ny tenan'izy ireo ho madio". Ny hoe madio dia manambara hoe eken'Andriamanitra. DH: "nanao ny tenan'izy ireo ho eken'Andriamanitra"