plt_tn/ezr/02/61.md

24 lines
658 B
Markdown

# Habaia...Hakoza...Barzilay
Ireo dia anaran-dehilahy.
# ny rakitry ny tetiarany
Ny rakitra dia izay nilaza hoe iza ny razamben'izy ireo
# tsy nahita izany
"tsy nahita ny anaran'izy ireo tao amin'ny rakitr'ireo mpisorona"
# voaroaka ho toy ny maloto tamin'ny fisoronana izy ireo
Ny anarana hoe "fisoronana" dia afaka adika ho matoanteny hoe "miasa ho mpisorona". DH: "ireo mpisorona hafa nihevitra azy ireo toy ny hoe maloto dia tsy namela azy ireo hiasa ho mpisorona"
# maloto
tsy sahaza ny ho mpisorona
# Orima sy Tomima
Ireo dia zavatra roa toy ny kodiakely izay nampiasain'ireo mpisorona mba hanapahana izay tian'Andriamanitra hataon'izy ireo