# Habaia...Hakoza...Barzilay Ireo dia anaran-dehilahy. # ny rakitry ny tetiarany Ny rakitra dia izay nilaza hoe iza ny razamben'izy ireo # tsy nahita izany "tsy nahita ny anaran'izy ireo tao amin'ny rakitr'ireo mpisorona" # voaroaka ho toy ny maloto tamin'ny fisoronana izy ireo Ny anarana hoe "fisoronana" dia afaka adika ho matoanteny hoe "miasa ho mpisorona". DH: "ireo mpisorona hafa nihevitra azy ireo toy ny hoe maloto dia tsy namela azy ireo hiasa ho mpisorona" # maloto tsy sahaza ny ho mpisorona # Orima sy Tomima Ireo dia zavatra roa toy ny kodiakely izay nampiasain'ireo mpisorona mba hanapahana izay tian'Andriamanitra hataon'izy ireo