plt_tn/ezk/45/13.md

553 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.

isaky ny homeram-bary tritika

Tiana lazaina eto fa ity no habetsaky ny vary tritrika izay vokarin'ny olona. DH: "isaky ny homeram-bary tritrika avy amin'ilay tritrika."

Ny lalàn'ny fanatitra diloilo dia

"ity no lalàna momban'ny diloilo, momban'ny batan-diloilo"

faritra lonak'Israely

"ireo faritr'Israely izay mahazo rano betsaka tsara"

hampiasaina amin'ny

DH: "ireo fandraisana anjara ireo dia ho ampiasaiinao amin'ny"