# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely. # isaky ny homeram-bary tritika Tiana lazaina eto fa ity no habetsaky ny vary tritrika izay vokarin'ny olona. DH: "isaky ny homeram-bary tritrika avy amin'ilay tritrika." # Ny lalàn'ny fanatitra diloilo dia "ity no lalàna momban'ny diloilo, momban'ny batan-diloilo" # faritra lonak'Israely "ireo faritr'Israely izay mahazo rano betsaka tsara" # hampiasaina amin'ny DH: "ireo fandraisana anjara ireo dia ho ampiasaiinao amin'ny"