plt_tn/ezk/45/06.md

16 lines
717 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.
# voatokana ho an'ny toerana masina
DH: "izay nomenao ho an'ilay toerana masina"
# Ny halavany dia hitovy amin'ny halavan'ny iray amin'ireo ampahany ireo
Tiana lazaina eto fa Ezekiela dia mampitaha ny tanin'ilay andriandahy amin'ny haben'ilay tany omena ny tsirairay amin'ireo foko. DH: "Ny halavany dia hitovy amin'ny halavan'ny iray amin'ireo ampahany omena an'ireo foko."
# avy any andrefana mankany atsinanana
Tiana lazaina eto fa ireo faritra andrefana sy atsinanan'ny tanin'Israely ireo. DH: "avy eo amin'ny faritr'Israely eo amin'ny ranomasina" na "avy eo amin'ny faritr'Israely eo andrefana."