plt_tn/ezk/40/03.md

28 lines
568 B
Markdown

# nentiny tany aho
"nentin'i Yaveh tany amin'ilay toerana izay nisy ireo trano lehibe aho"
# Indro
Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany.
# Tady rongony fotsy
"tady vita amin'ny rongony fotsy." Ity dia fitaovana handrefesana elanelana tena lava.
# rongony fotsy
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 9:1.
# volotara fandrefesana
Ity dia fitaovana handrefesana elanelana fohy kokoa.
# atombeno ny sainao
DH: "mifantoha" na "eritrereto ny momban'ny"
# ankohonan'Israely
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.