# nentiny tany aho "nentin'i Yaveh tany amin'ilay toerana izay nisy ireo trano lehibe aho" # Indro Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany. # Tady rongony fotsy "tady vita amin'ny rongony fotsy." Ity dia fitaovana handrefesana elanelana tena lava. # rongony fotsy Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 9:1. # volotara fandrefesana Ity dia fitaovana handrefesana elanelana fohy kokoa. # atombeno ny sainao DH: "mifantoha" na "eritrereto ny momban'ny" # ankohonan'Israely Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.