plt_tn/ezk/39/11.md

28 lines
693 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany momban'i Goga.
# Ary amin'izany andro izany dia
mpamaritra hetsika manan-danja. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana ity, dia ampiasao eto izany.
# any atsinanan'ny ranomasina
Misy dikateny vitsy mandika ny fomba fiteny Hebreo eto ho "any atsinanana mankany amin'ny ranomasina"
# Hanakana an'ireo izay miampita izany
Ireo mety ho heviny dia 1) "ilay fasana dia hanakana" na 2) "ireo tafika maty dia hanakana"
# Any no handevenan'izy ireo
"any no handevenan'ny ankohonan'Israely"
# Ho antsoin'izy ireo
"ho antsoin'ny vahoaka"
# Lohasahan'i Hamona Goga
"lohasahan'ny Tafika Lehiben'i Goga"