plt_tn/ezk/39/11.md

693 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany momban'i Goga.

Ary amin'izany andro izany dia

mpamaritra hetsika manan-danja. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana ity, dia ampiasao eto izany.

any atsinanan'ny ranomasina

Misy dikateny vitsy mandika ny fomba fiteny Hebreo eto ho "any atsinanana mankany amin'ny ranomasina"

Hanakana an'ireo izay miampita izany

Ireo mety ho heviny dia 1) "ilay fasana dia hanakana" na 2) "ireo tafika maty dia hanakana"

Any no handevenan'izy ireo

"any no handevenan'ny ankohonan'Israely"

Ho antsoin'izy ireo

"ho antsoin'ny vahoaka"

Lohasahan'i Hamona Goga

"lohasahan'ny Tafika Lehiben'i Goga"