28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera.
|
|
|
|
# Tamin'ny andro izay nidinan'ilay sedera tany amin'ny fiainan-tsy hita
|
|
|
|
Ny fehezanteny hoe "nidina tany amin'ny fiainan-tsy hita" dia midika hoe "maty." DH: "tamin'ny andro nahafatesan'ilay sedera" na "tamin'ny andro izay nikapana an'ilay sedera."
|
|
|
|
# nitondra fisaonana teto an-tany Aho
|
|
|
|
"nampisaona ny tany Aho." Izany dia toy ny hoe nanao ny rano, Libanona, ary ireo hazodia rehetra mba hisaona an'ilay sedera i Yaveh.
|
|
|
|
# Nasaroko teo ambonin'izany ny rano lalina
|
|
|
|
Ny teny hoe "manarona" dia mety maneho ny fametrahana akanjo mba hisaonana. DH: "nataoko nisaona ho an'ilay sedera ny rano avy eo amin'ireo loharano" na "izany dia toy ny hoe nisaona an'izany ireo loharano izay nanondraka izany" (UDB)
|
|
|
|
# nahemotro ny ranon'ny ranomasim-be
|
|
|
|
"nohazoniko tsy hanondraka ny tany ny rano tao amin'ilay ranomasina"
|
|
|
|
# Nosakanako ny rano-be
|
|
|
|
"nataoko izany mba tsy hisy rano be intsony"
|
|
|
|
# ary nitondra fisaonana teo amin'i Libanona ho azy Aho
|
|
|
|
"ary nampisaona an'i Libanona ho an'ilay sedera Aho"
|