16 lines
687 B
Markdown
16 lines
687 B
Markdown
# Tamin'ny taona fahafolo
|
|
|
|
DH: "Tamin'ny taona fahafolo nanaovana sesitany an'i Joiakima mpanjaka"
|
|
|
|
# tamin'ny volana fahafolo tamin'ny andro faharoa ambin'ny folon'ny volana
|
|
|
|
"tamin'ny andro faharoa ambin'ny folon'ny volana fahafolo." Tamin'ny volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro faharoa ambin'ny folo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Janoary amin'ny tetiandro Tandrefana.
|
|
|
|
# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
|
|
|
|
"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
|
|
|
|
# ilay biby masiana lehibe
|
|
|
|
"ilay biby masiaka lehibe izay miaina anaty rano." Yaveh manomboka mampitaha an'i Farao amin'ny dragona izay miaina anaty rano. Mety ho voay ilay biby masiaka.
|