plt_tn/ezk/29/01.md

687 B

Tamin'ny taona fahafolo

DH: "Tamin'ny taona fahafolo nanaovana sesitany an'i Joiakima mpanjaka"

tamin'ny volana fahafolo tamin'ny andro faharoa ambin'ny folon'ny volana

"tamin'ny andro faharoa ambin'ny folon'ny volana fahafolo." Tamin'ny volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro faharoa ambin'ny folo dia manakaiky ny fiantombohan'ny Janoary amin'ny tetiandro Tandrefana.

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

ilay biby masiana lehibe

"ilay biby masiaka lehibe izay miaina anaty rano." Yaveh manomboka mampitaha an'i Farao amin'ny dragona izay miaina anaty rano. Mety ho voay ilay biby masiaka.