plt_tn/ezk/24/25.md

16 lines
543 B
Markdown

# mpitsoa-ponenana
olona izay noterena hiala amin'ny firenen'izy ireo nohon'ny ady na loza hafa.
# hisokatra ny vavanao
"hanokatra ny vavanao Yaveh" Ity dia mamaritra olona nomena fahatakarana sy fahaizana hiteny momban'ny zavatra iray. DH: "ho fantatrao izay lazaina"
# hiteny ianao—tsy hangina intsony ianao
Ireo dia samy midika fa hiresaka ny vahoakan'Israely.
# Ho famantarana
Ity dia maneho ny vahoakan'Israely tahaka ny famantarana satria hanampy an'ireo mpitsoa-ponenana hahatakata ny antony naharava an'i Jerosalema izy ireo.