plt_tn/ezk/24/25.md

543 B

mpitsoa-ponenana

olona izay noterena hiala amin'ny firenen'izy ireo nohon'ny ady na loza hafa.

hisokatra ny vavanao

"hanokatra ny vavanao Yaveh" Ity dia mamaritra olona nomena fahatakarana sy fahaizana hiteny momban'ny zavatra iray. DH: "ho fantatrao izay lazaina"

hiteny ianao—tsy hangina intsony ianao

Ireo dia samy midika fa hiresaka ny vahoakan'Israely.

Ho famantarana

Ity dia maneho ny vahoakan'Israely tahaka ny famantarana satria hanampy an'ireo mpitsoa-ponenana hahatakata ny antony naharava an'i Jerosalema izy ireo.