24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh mampitaha an'ireo mpitarik'i Jerosalema amin'ny rindrina ary ny tenany amin'ny tafika manafika.
|
|
|
|
# lehilahy iray tao amin'izy ireo izay hanangana manda
|
|
|
|
mpitarika iray mametraka ny tenany eo anelanelan'i Yaveh sy ny vahoaka amin'ny fandraisana andraikitra mba hitarika azy ireo hiverina amin'ny fahamarinana. DH: "lehilahy iray eo amin'izy ireo izay hiasa toy ny rindrina"
|
|
|
|
# hitsangana eo anatrehako eo amin'ny elakelak'izany
|
|
|
|
mba hitsangana eo amin'ny faritry ny rindrina izay misy lavaka na simba. Ny mpitarika miaro ny vahoakan'Israely dia toy ny mpiady miaro tanàna any an'ady.
|
|
|
|
# handraraka ny fahatezerako eo amin'izy ireo
|
|
|
|
fitsaràna izay afaka araraka toy ny rano avy ao anaty lovia baolina.
|
|
|
|
# ny afon'ny fahatezerako
|
|
|
|
ny fitsaràn'Andriamanitra dia toy ny afo satria tena mafy izany.
|
|
|
|
# hametraka ny lalany eo amin'ny lohan'izy ireo ihany
|
|
|
|
Ny mametraka zavatra eo an-dohan'ny olona iray dia maneho ny fampitondrana izany azy ireo na fandraisana ny andraikitra amin'izany. DH: "manao azy ireo ho tompon'andraikitra amin'izay nataon'izy ireo"
|