plt_tn/ezk/22/30.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh mampitaha an'ireo mpitarik'i Jerosalema amin'ny rindrina ary ny tenany amin'ny tafika manafika.

lehilahy iray tao amin'izy ireo izay hanangana manda

mpitarika iray mametraka ny tenany eo anelanelan'i Yaveh sy ny vahoaka amin'ny fandraisana andraikitra mba hitarika azy ireo hiverina amin'ny fahamarinana. DH: "lehilahy iray eo amin'izy ireo izay hiasa toy ny rindrina"

hitsangana eo anatrehako eo amin'ny elakelak'izany

mba hitsangana eo amin'ny faritry ny rindrina izay misy lavaka na simba. Ny mpitarika miaro ny vahoakan'Israely dia toy ny mpiady miaro tanàna any an'ady.

handraraka ny fahatezerako eo amin'izy ireo

fitsaràna izay afaka araraka toy ny rano avy ao anaty lovia baolina.

ny afon'ny fahatezerako

ny fitsaràn'Andriamanitra dia toy ny afo satria tena mafy izany.

hametraka ny lalany eo amin'ny lohan'izy ireo ihany

Ny mametraka zavatra eo an-dohan'ny olona iray dia maneho ny fampitondrana izany azy ireo na fandraisana ny andraikitra amin'izany. DH: "manao azy ireo ho tompon'andraikitra amin'izay nataon'izy ireo"