plt_tn/ezk/22/13.md

740 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema amin'ny firesahana mivantana amin'ny tanànan'i Jerosalema.

namelezako ireo tombony tsy ara-drariny ... ny fandatsahan-drà

ny teny hoe "namely" dia maneho an'i Yaveh manao fihetsika manohitra an'ireo zavatra ireo.

Hahazaka ve ny fonao, hahery ve ny tananao amin'ny andro izay hamelezako anao?

DH: "tsy hahazaka ny fonao, tsy hahery ny tananao amin'ny andro hamelezako anao."

hanaparitaka anao eo amin'ireo firenana Aho ary hampiely anao manerana ny tany

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 12:14.

hanadiovako

manala zavatra tsy ilaina.

eo imason'ireo firenena ianao

"amin'ny hevitr'ireo vahoaka any amin'ny firenena hafa"