# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema amin'ny firesahana mivantana amin'ny tanànan'i Jerosalema. # namelezako ireo tombony tsy ara-drariny ... ny fandatsahan-drà ny teny hoe "namely" dia maneho an'i Yaveh manao fihetsika manohitra an'ireo zavatra ireo. # Hahazaka ve ny fonao, hahery ve ny tananao amin'ny andro izay hamelezako anao? DH: "tsy hahazaka ny fonao, tsy hahery ny tananao amin'ny andro hamelezako anao." # hanaparitaka anao eo amin'ireo firenana Aho ary hampiely anao manerana ny tany Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 12:14. # hanadiovako manala zavatra tsy ilaina. # eo imason'ireo firenena ianao "amin'ny hevitr'ireo vahoaka any amin'ny firenena hafa"