plt_tn/ezk/21/24.md

498 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema.

hiseho ny faharatsianao! Ho hita amin'ny asanao rehetra ny fahotanao

"amin'ny fanehoana ny faharatsianao, dia hiseho mazava amin'ny olona rehetra ireo fahotanao."

Noho izany antony izany dia hampatsiahy ny olona rehetra ianao fa

"noho izany antony izany dia hahazo ny olona rehetra fa"

ho babon'ny tanan'ny fahavalonao ianao

DH: "hisambotra anao ny mpanjakan'i Babylona."