plt_tn/ezk/21/24.md

16 lines
498 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema.
# hiseho ny faharatsianao! Ho hita amin'ny asanao rehetra ny fahotanao
"amin'ny fanehoana ny faharatsianao, dia hiseho mazava amin'ny olona rehetra ireo fahotanao."
# Noho izany antony izany dia hampatsiahy ny olona rehetra ianao fa
"noho izany antony izany dia hahazo ny olona rehetra fa"
# ho babon'ny tanan'ny fahavalonao ianao
DH: "hisambotra anao ny mpanjakan'i Babylona."