plt_tn/ezk/14/04.md

904 B

ambarao amin'izy ireo izany

Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho an'ireo "lehilahy avy amin'ireo loholon'Israely"

izay maka ao am-pony ny sampiny

DH: "izay mandray ireo sampiny ho tena manan-danja" na "izay manana fitiavana ho an'ireo sampiny"

vato fanafintohinana ny helony eo anoloan'ny tavany

Ny hoe "eo anoloan'ny tavany" dia midika hoe "amin'ny fifantohany tanteraka." DH: "ny sampy izay nanotàny tamin'ny fanompoana izay"

avy eo manatona mpaminany

Ny olona dia mankany amin'ny mpaminany mba hihaino izay lazain'Andriamanitra.

ny isan'ny sampiny

DH: "firy ny isan'ny sampy hananany"

hamerenako ny ankohonan'Israely ao am-pon'izy ireo

DH: "mba hanaovako ny vahoakan'Israely ho tia Ahy indray"

hamerenako ... noesorina lavitra teo amiko

Milaza Izy fa hamerina azy ireo mba hitiavan'izy ireo Azy indray na dia nanosika azy ireo lavitra an'Andriamanitra aza ny sampin'izy ireo.