plt_tn/ezk/14/04.md

28 lines
904 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ambarao amin'izy ireo izany
Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho an'ireo "lehilahy avy amin'ireo loholon'Israely"
# izay maka ao am-pony ny sampiny
DH: "izay mandray ireo sampiny ho tena manan-danja" na "izay manana fitiavana ho an'ireo sampiny"
# vato fanafintohinana ny helony eo anoloan'ny tavany
Ny hoe "eo anoloan'ny tavany" dia midika hoe "amin'ny fifantohany tanteraka." DH: "ny sampy izay nanotàny tamin'ny fanompoana izay"
# avy eo manatona mpaminany
Ny olona dia mankany amin'ny mpaminany mba hihaino izay lazain'Andriamanitra.
# ny isan'ny sampiny
DH: "firy ny isan'ny sampy hananany"
# hamerenako ny ankohonan'Israely ao am-pon'izy ireo
DH: "mba hanaovako ny vahoakan'Israely ho tia Ahy indray"
# hamerenako ... noesorina lavitra teo amiko
Milaza Izy fa hamerina azy ireo mba hitiavan'izy ireo Azy indray na dia nanosika azy ireo lavitra an'Andriamanitra aza ny sampin'izy ireo.