plt_tn/ezk/13/01.md

658 B

Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh

"Niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

zanak'olona

Ezekiela (izaho)

manaraka ny fanahiny ihany

Ity dia nampiasaina mba hanehoana an'ireo mpaminany izay manao izay tian'izy ireo. Ny teny hoe "fanahy" dia maneho ny eritreritr'izy ireo ary ny teny hoe "manaraka" dia maneho an'izay atao'izy ireo.

amboadia

bibidia toy ny alika

tahaka ny amboadia eny amin'ny tany ngazana

Tahaka ny ambodia izay mangalatra sakafo amin'ireo biby hafa any an'efitra, no hangalaran'ireo mpaminany amin'ny vahoakan'Israely rehefa mandainga ho nahazo hafatra avy amin'Andriamanitra izy ireo.