plt_tn/ezk/13/01.md

20 lines
658 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh
"Niteny ny teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.
# zanak'olona
Ezekiela (izaho)
# manaraka ny fanahiny ihany
Ity dia nampiasaina mba hanehoana an'ireo mpaminany izay manao izay tian'izy ireo. Ny teny hoe "fanahy" dia maneho ny eritreritr'izy ireo ary ny teny hoe "manaraka" dia maneho an'izay atao'izy ireo.
# amboadia
bibidia toy ny alika
# tahaka ny amboadia eny amin'ny tany ngazana
Tahaka ny ambodia izay mangalatra sakafo amin'ireo biby hafa any an'efitra, no hangalaran'ireo mpaminany amin'ny vahoakan'Israely rehefa mandainga ho nahazo hafatra avy amin'Andriamanitra izy ireo.