plt_tn/ezk/08/14.md

12 lines
324 B
Markdown

# vavahady fidirana ao an-tranon'i Yaveh izay teo amin'ny lafiny avaratra
ilay vavahady avaratra ivelany io—fa tsy ilay iray ao amin'ny 8:3. Jereo ny UDB.
# indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany.
# nisaona an'i Tamoza
nisaona satria maty i Tamoza ilay andriamanitra diso