# vavahady fidirana ao an-tranon'i Yaveh izay teo amin'ny lafiny avaratra ilay vavahady avaratra ivelany io—fa tsy ilay iray ao amin'ny 8:3. Jereo ny UDB. # indro! Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany. # nisaona an'i Tamoza nisaona satria maty i Tamoza ilay andriamanitra diso