plt_tn/ezk/01/26.md

457 B

teo ambonin'ny lohan'izy ireo

"teo ambonin'ny lohan'ireo zava-manan'aina"

nisy endrika seza fiandrianana

"nisy zavatra izay niendrika seza fiandrianana"

safira

vato tena sarobidy izay manga mazava sy tena manjelatra

teo amin'ilay niendrika seza fiandrianana

"teo amin'ilay seza fiandrianana"

tahaka ny lehilahy ny fahitana azy

"olona izay niendrika lehilahy." Raha mila miteny ianao hoe iza ity, dia tokony hamantatra azy ho Yaveh ianao.