plt_tn/ezk/01/26.md

20 lines
457 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teo ambonin'ny lohan'izy ireo
"teo ambonin'ny lohan'ireo zava-manan'aina"
# nisy endrika seza fiandrianana
"nisy zavatra izay niendrika seza fiandrianana"
# safira
vato tena sarobidy izay manga mazava sy tena manjelatra
# teo amin'ilay niendrika seza fiandrianana
"teo amin'ilay seza fiandrianana"
# tahaka ny lehilahy ny fahitana azy
"olona izay niendrika lehilahy." Raha mila miteny ianao hoe iza ity, dia tokony hamantatra azy ho Yaveh ianao.