plt_tn/exo/39/04.md

12 lines
459 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# izany dia natambatra ho iray tamin'ny efoda, vita tamin'ny rongony voatenona madinika
DH: "natambatr'izy ireo ho iray tamin'ny efoda vita tamin'ny rongony fotsy madinika voatenona izany"
# araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy
"araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy". Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 39:1.