# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # izany dia natambatra ho iray tamin'ny efoda, vita tamin'ny rongony voatenona madinika DH: "natambatr'izy ireo ho iray tamin'ny efoda vita tamin'ny rongony fotsy madinika voatenona izany" # araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy "araka izay nandidian'i Yaveh hataon'i Mosesy". Jereo ny nandikanao io andianteny io ao amin'ny 39:1.