20 lines
489 B
Markdown
20 lines
489 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'ny vahoaka i Mosesy.
|
|
|
|
# Bezalila
|
|
|
|
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.
|
|
|
|
# Oholiaba
|
|
|
|
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6.
|
|
|
|
# izay efa nomen'i Yaveh fahaiza-manao sy fahakingana
|
|
|
|
Eto ny fahaiza-manao sy fahakingana dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka apetrak'i Yaveh ao anatin'ny olona.
|
|
|
|
# arak'izay rehetra nandidin'i Yaveh
|
|
|
|
"araka ny nandidian'i Yaveh mihitsy"
|