489 B
489 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny vahoaka i Mosesy.
Bezalila
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.
Oholiaba
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:6.
izay efa nomen'i Yaveh fahaiza-manao sy fahakingana
Eto ny fahaiza-manao sy fahakingana dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka apetrak'i Yaveh ao anatin'ny olona.
arak'izay rehetra nandidin'i Yaveh
"araka ny nandidian'i Yaveh mihitsy"