plt_tn/exo/20/08.md

20 lines
681 B
Markdown

# Aoka hataonao mandritra ny enina andro ny asa aman-draharaha rehetra
"ataovy ny raharahanareo mahazatra"
# anatin'ny vavahadinao
Ireo tanàna matetika dia misy rindrina manodidina azy mba tsy hahatafiditra ireo fahavalo, ary ireo vavahady dia ho mba hidirana sy hivoahan'ny olona. DH: "ao amin'ny fiaraha-moninareo" na "anatin'ny tanànanareo"
# tamin'ny andro fahafito
"amin'ny andro fahafito". Eto ny hoe "fahafito" dia isa ho an'ny "7".
# nitahy ny andro Sabata
Ireo mety ho heviny dia 1) Nahatonga ny andro Sabata hanome vokatra tsara Andriamanitra, na 2) Nolazain'Andriamanitra fa tsara ny andro Sabata.
# nanokana izany
"nanokana izany ho amin'ny tanjona miavaka"