# Aoka hataonao mandritra ny enina andro ny asa aman-draharaha rehetra "ataovy ny raharahanareo mahazatra" # anatin'ny vavahadinao Ireo tanĂ na matetika dia misy rindrina manodidina azy mba tsy hahatafiditra ireo fahavalo, ary ireo vavahady dia ho mba hidirana sy hivoahan'ny olona. DH: "ao amin'ny fiaraha-moninareo" na "anatin'ny tanĂ nanareo" # tamin'ny andro fahafito "amin'ny andro fahafito". Eto ny hoe "fahafito" dia isa ho an'ny "7". # nitahy ny andro Sabata Ireo mety ho heviny dia 1) Nahatonga ny andro Sabata hanome vokatra tsara Andriamanitra, na 2) Nolazain'Andriamanitra fa tsara ny andro Sabata. # nanokana izany "nanokana izany ho amin'ny tanjona miavaka"