plt_tn/est/03/12.md

36 lines
1.4 KiB
Markdown

# ireo mpanora-dalàn'ny mpanjaka ... ny lalàna rehetra izay nandidian'i Hamana dia voasoratra
DH: "Nampiantso ireo mpanora-dalànany ny mpanjaka ... nanoratra lalàna mirakitrany didin'i Hamana rehetra izy ireo"
# andro fahatelo ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany
Io dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahatelo ambin'ny folo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Aprily ho an'ny tetiandro tandrefana.
# governoram-paritanin'ny mpanjaka
"governoran'ireo faritany." Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1 ny hoe "faritany."
# nosoratana tamin'ny anaran'i Ahasoerosy mpanjaka izany ary voatombokase tamin'ny peratrany
DH: "Nosoratan'izy ireo amin'ny anaran'ny Ahaseorosy mpanajaka ilay lalàna ary notombohan'i Hamana tamin'ny tombokasen'ny mpanjaka izany"
# amin'ny anaran'i ...
Eto ny "anarana" dia maneho ny fahefan'ny mpanjaka.
# natolo-tanana
notolorana -Izany filazana izany dia manambara fa natolotr'izy ireo manokana ireo taratasy. DH: "notolorana manokana"
# handringanana, hamonoana, ary hamotehana
Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ilay famotehana tanteraka. DH: "faharavana tanteraka"
# izay volan'i Adara
"Adara" no anaran'ny volana faharoa ambin'ny folo sy farany amin'ny tetiarana Hebreo. Ny andro fahatelo ambin'ny folo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Martsa amin'ny tetiarana tandrefana
# handroba
"maka an-keriny"