1.4 KiB
ireo mpanora-dalàn'ny mpanjaka ... ny lalàna rehetra izay nandidian'i Hamana dia voasoratra
DH: "Nampiantso ireo mpanora-dalànany ny mpanjaka ... nanoratra lalàna mirakitrany didin'i Hamana rehetra izy ireo"
andro fahatelo ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany
Io dia volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahatelo ambin'ny folo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Aprily ho an'ny tetiandro tandrefana.
governoram-paritanin'ny mpanjaka
"governoran'ireo faritany." Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1 ny hoe "faritany."
nosoratana tamin'ny anaran'i Ahasoerosy mpanjaka izany ary voatombokase tamin'ny peratrany
DH: "Nosoratan'izy ireo amin'ny anaran'ny Ahaseorosy mpanajaka ilay lalàna ary notombohan'i Hamana tamin'ny tombokasen'ny mpanjaka izany"
amin'ny anaran'i ...
Eto ny "anarana" dia maneho ny fahefan'ny mpanjaka.
natolo-tanana
notolorana -Izany filazana izany dia manambara fa natolotr'izy ireo manokana ireo taratasy. DH: "notolorana manokana"
handringanana, hamonoana, ary hamotehana
Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ilay famotehana tanteraka. DH: "faharavana tanteraka"
izay volan'i Adara
"Adara" no anaran'ny volana faharoa ambin'ny folo sy farany amin'ny tetiarana Hebreo. Ny andro fahatelo ambin'ny folo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Martsa amin'ny tetiarana tandrefana
handroba
"maka an-keriny"