503 B
503 B
Tamin'ny taona fahatelo nanjakany
"Taorian'ny nanjakany nandritry ny 2 toana"
Ny tafika
Izany dia mety manondro ireo lehiben'ny tafika. DH: Ireo manam-boninahitra tao amin'ny tafika
ny haren'ny famirapiratan'ny fanjakany
Ireo teny ireo dia manana dikany mitovy ary samy manamafy ny halehiben'ny fanjakany"
ny hajan'ny voninahitrin'ny fahalehibiazany
Ireo teny ireo dia manana dikany mitovy ary samy manamafy ny halehibeny. DH: "ny famirapiratan'ny halebiazany"
180
Valopolo amby zato