# Tamin'ny taona fahatelo nanjakany "Taorian'ny nanjakany nandritry ny 2 toana" # Ny tafika Izany dia mety manondro ireo lehiben'ny tafika. DH: Ireo manam-boninahitra tao amin'ny tafika # ny haren'ny famirapiratan'ny fanjakany Ireo teny ireo dia manana dikany mitovy ary samy manamafy ny halehiben'ny fanjakany" # ny hajan'ny voninahitrin'ny fahalehibiazany Ireo teny ireo dia manana dikany mitovy ary samy manamafy ny halehibeny. DH: "ny famirapiratan'ny halebiazany" # 180 Valopolo amby zato