plt_tn/eph/06/09.md

538 B

manaova tahaka ireo zavatra ireo ihany koa amin'ny mpanomponareo

'''ianareo koa dia tsy maintsy mitondra ireo mpanomponareo tahaka izany'' na ''tahaka ny hanaovan'ireo mpanompo ny tsara amin'ireo tompony, no tokony hanaovanareo ny tsara amin'ireo mpanomponareo koa (jereo ny 6:5)

Fantatrareo fa Izy izay sady Tomponareo no Tompon'izy ireo dia any an-danitra

''Fantatrareo fa Kristy no Tompon'ny mpanompo sy ny tompon'izy ireo, ary any an-danitra Izy''

tsy misy fiangarana ao Aminy

''mitsara ny olona amin'ny fomba mitovy Izy''