12 lines
538 B
Markdown
12 lines
538 B
Markdown
|
# manaova tahaka ireo zavatra ireo ihany koa amin'ny mpanomponareo
|
||
|
|
||
|
'''ianareo koa dia tsy maintsy mitondra ireo mpanomponareo tahaka izany'' na ''tahaka ny hanaovan'ireo mpanompo ny tsara amin'ireo tompony, no tokony hanaovanareo ny tsara amin'ireo mpanomponareo koa (jereo ny 6:5)
|
||
|
|
||
|
# Fantatrareo fa Izy izay sady Tomponareo no Tompon'izy ireo dia any an-danitra
|
||
|
|
||
|
''Fantatrareo fa Kristy no Tompon'ny mpanompo sy ny tompon'izy ireo, ary any an-danitra Izy''
|
||
|
|
||
|
# tsy misy fiangarana ao Aminy
|
||
|
|
||
|
''mitsara ny olona amin'ny fomba mitovy Izy''
|